| Apr | MAY | Jun |
| 21 | ||
| 2012 | 2013 | 2014 |
COLLECTED BY
Collection: Wide Crawl started April 2013
| ราชอาณาจักรไทย ((th)) | |||||
| Ratcha Anachak Thaith | |||||
| Fanjakan'i Tailandy ((mg)) | |||||
|
|||||
| Teny ofisialy | thai | ||||
| Renivohitra | Bangkok 13° 45′ N, 100° 31′E |
||||
| Tanàna lehibe indrindra | Bangkok | ||||
| Fitondrana sy governemanta - Mpanjaka - Praiminisitra |
Fanjakana ara-dalam-panorenana Rama IX Yingluck Shinawatra[1] |
||||
| Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 49 514 000 km² 0,4 % |
||||
| Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 20 65 493 298 mpo. 122 mpo./km²
|
||||
| Anaran'ny mponina | Tailandey | ||||
| IDH (2004) | 0,784 (antonony) faha 72 | ||||
| Sandam-bola | Baht (THB) |
||||
| Fiozao ny ora | UTC +7 | ||||
| Hiram-pirenena | Phleng Chat | ||||
| Valan-tsehatra internet | |||||
| Antso an-tariby |
+66 |
||||
NyTailandy (amin'ny fiteny thai : pratet thaï ประเทศไทย), na Fanjakan'i Tailandy, dia firenena any atsimo atsinanan'i Azia. Ny velarantaniny dia misy eo amin'ny 514 000 km2 eo ho eo ; Ary ny isam-poniny dia 65 tapitrisa, araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2008.
Niova anarana ilay fanjakana tamin'ny 1949 : Siam no anarany taloha. Ny Tailandy dia mizara sisintany amin'i Mianmara any andrefany, amin'i Malaizia any atsimo, Amin'i Kambodia any atsinanana ary amin'ny Laôsa any avaratra atsinanana. Fanjakana ara-dalam-panorenana ny Tailandy hatry ny taona 1932.
Ny renivohitr'i Tailandy dia Bangkok (Krungthep - กรุงเทพฯ, « Tanànan'ny Anjely »). Ny fiteny thai no teny ofisialy any Tailandy ary ny Baht no sandam-bola.
Votoatiny |
|
Hita tao amin'ny "http://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Tailandy&oldid=600482" Sokajy : ●Vangovango ●Azia ●Tailandy