113 captures
09 Aug 2011 - 15 Nov 2025
Apr MAY Jun
24
2012 2013 2014
success
fail

About this capture

COLLECTED BY

Organization: Internet Archive

The Internet Archive discovers and captures web pages through many different web crawls. At any given time several distinct crawls are running, some for months, and some every day or longer. View the web archive through the Wayback Machine.

Collection: Wide Crawl started April 2013

Web wide crawl with initial seedlist and crawler configuration from April 2013.
TIMESTAMPS

The Wayback Machine - http://web.archive.org/web/20130524041601/https://mg.wikipedia.org/wiki/Fiteny_latina
 



Fiteny latina



Avy amin'i Wikipedia


Hanketo: Fikarohana, karohy  
fiteny latina
lingua latina

Isan'ny mpiteny tsy misy intsony: ny tney latina ankehitriny malaza dia ny fiteny italianina, espaniola, frantsay ary portogey
Faritany Flag of the Holy See.svg Vatikana, Eoropa Atsimo ary Andrefana
Sata teny ofisialy ao Vatikana


Nyfiteny latina (amin'ny teny latina lingua latīna) dia fiteny taloha notenenin'ny mponina tao amin'ny faritr'i Latium, eo amin'ny misy an'i Roma ankehitriny. Io fiteny io dia avy amin'ny fiteny Indo-eoropeana voalohany tahaka ny ankabeazan'ny fiteny notenenina tao Eoropa. Ny fiteny latina dia avy ao amin'ny tanjona italianina. Na dia lazaina fa fiteny maty aza io fiteny io, ny fiteny rômana izay mbola ampiasaina ankehitriny (frantsay, espaniola, italiana, romainina) dia endrika nivoatra an'io fiteny io. Na dia fiteny maty aza izy io, betsaka ireo olona mahafehy azy, mianatra azy ary mampianatra azy erak'izao tontolo izao.

Mbola ampiasain'ny fiteny ankehitriny amin'ny famoronana voambolana vaovao ny fiteny latina, ary mbola ampiasaina amin'ny fanomezana anarana ny zava-miaina.

Nohon'ny herin'ny tafika romana tamin'ny andro fotoany ary nohon'ny fahefana omen'ny fifehezana teny latina, dia niparitaka eraky ny Mediteranea ny fiteny latina, izay nipoiran'ny fitenim-paritra nanome ny fiteny rômana ankehitriny.

Taorian'ny fanjavonan'ny Empira rômana tamin'ny taonjato fahadimy, dia nihavitsy hatrany ny isan'ireo olona nahay ny fiteny latina, ary noho izay havitsian'ny fampianarana dia feno teny avy amin'ny fiteny jermanika ary rômana tamin'izany fotoana ny fiteny latina nampiasaina tamin'ny Taona Afovoany.

Nanomboka tamin'ny taonjato faha-15 ary hatramin'ny taonjato faha-18 dia nesorin'ireo mpanoratra latina eoropeanina ireo teny avy amin'ny teny jermanika ary ireo teny avy amin'ny fiteny rômana. Nandritry ny taonjato telo dia nampiasaina ho teny iraisam-pirenena, teny iofanana ary teny ampiasain'ny siansa ny fiteny latina.

Votoatiny

Fihalatra [hanova]

Ny fiteny latina dia fiteny voasintona avy amin'ny teny indô-eoropeana, na dia misy tsy manaiky io hevitra io aza ny mpandrali-piteny.

Fiparitahana ara-toe-tany [hanova]

Teny ofisialy ny Fiangonana Katolika ny fiteny latina. Fiteny frantsay ny tenin'ny diplômasia any vatikana, fa ny fiteny italiana ny tena apiasaina any amin'ny firenena vatikanina.

Teny voasintona [hanova]

Ny teny romana (toy ny fiteny espaniola, ny teny Oïl sy ny fiteny frantsay, ny fiteny italiana, ny teny Oc, ny katalana, ny portogesy, ny romantsa ary ny romaina) dia voasintona avy amin'ny fiteny latina. Karazana sintezy ireo fiteny romana ireo ny interlingua, afaka azon'ny olona 900 tapitrisa (tontalin'ny mpiteny fiteny romana)avy hatrany io fiteny io.

Fanoratana [hanova]

Ny romana ny namorona ny abidy latina ; ireo ny litera ampiasain'ny abidy latina.

A B C D E F G H I K L M N O P Q(V) R S T V X Y Z
a b c d e f g h i k l m n o p q(u) r s t u x y z
a b k d e f g h inaj k l m n o p r s t unaw [ks] y [zz]
Hita tao amin'ny "http://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Fiteny_latina&oldid=637174" 

Sokajy : 
Fiteny maty
Fiteny




Menu de navigation



Fitaovana manokana



Hamorona kaonty
Midira
 



Valam-pejy



Lahatsoratra

dinika
 


Ny ''skin'' Voasintona









Fijerena



Hamaky

Hanova

Hijery ny tantara
 


Tao













Fitetezana ny wiki




Fandraisana

Wikipedia finday

Pejy rehetra

Pejy vaovao

Pejy kisendra
 



Fikambanana




Fikambanana

Toerana iombonana

Non-malagasy speakers
 



Handray anjara




Fampidirana

Fanovana farany

Vaovao

Handefa takelaka

Fanomezana

Kianjam-pasika
 



Fanoroana sy fitsipika




Renipejy

Fototra dimy

Fanamboarana takelaka
 



Fitaovana




Pejy mirohy eto

Novaina

Pejy manokana

Ny votoatiny azo atonta printy

Rohy maharitra

Information sur la page

Citer cette page
 



Amin'ny tenim-pirenena hafa




Аҧсшәа

Afrikaans

Alemannisch



Aragonés

Ænglisc

العربية

ܐܪܡܝܐ

مصرى

Asturianu

Azərbaycanca

Башҡортса

Boarisch

Žemaitėška

Bikol Central

Беларуская

Беларуская (тарашкевіца)

Български

Bamanankan





Brezhoneg

Bosanski

Буряад

Català

Chavacano de Zamboanga

Mìng-dĕ̤ng-nḡ

Cebuano



کوردی

Corsu

Česky

Словѣ́ньскъ / 

Чӑвашла

Cymraeg

Dansk

Deutsch

Zazaki

Dolnoserbski

Ελληνικά

Emiliàn e rumagnòl

English

Esperanto

Español

Eesti

Euskara

Estremeñu

فارسی

Suomi

Võro

Føroyskt

Français

Arpetan

Nordfriisk

Furlan

Frysk

Gaeilge

Gagauz



Gàidhlig

Galego

Avañe'

Gaelg

Hak-kâ-fa

עברית

ि

Fiji Hindi

Hrvatski

Hornjoserbsce

Magyar

Հայերեն

Interlingua

Bahasa Indonesia

Ilokano

Ido

Íslenska

Italiano



Basa Jawa



Qaraqalpaqsha

Адыгэбзэ

Kongo

Қазақша

Kalaallisut





Къарачай-малкъар

Kurdî

Коми

Kernowek

Latina

Ladino

Lëtzebuergesch

Лакку

Лезги

Limburgs

Ligure

Lumbaart

Lingála



Lietuvių

Latviešu

Мокшень

Олык марий

Македонски



Монгол



Кырык мары

Bahasa Melayu

Malti

مازِرونی

Nāhuatl

Nnapulitano

Plattdüütsch

Nedersaksies



 

Nederlands

Norsk nynorsk

Norsk bokmål

Novial

Nouormand

Chi-Chewa

Occitan

ି

Ирон

Pangasinan

Papiamentu

Picard

Pälzisch

Polski

Piemontèis

پنجابی

پښتو

Português

Runa Simi

Rumantsch

Română

Русский

Русиньскый

Kinyarwanda



Саха тыла

Sardu

Sicilianu

Scots

Sámegiella

Srpskohrvatski / српскохрватски

Simple English

Slovenčina

Slovenščina

Soomaaliga

Shqip

Српски / srpski

Seeltersk

Basa Sunda

Svenska

Kiswahili

Ślůnski

ி



Тоҷикӣ



Türkmençe

Tagalog

Tok Pisin

Türkçe

Татарча/tatarça

Удмурт

ئۇيغۇرچە / Uyghurche

Українська

اردو

Oʻzbekcha

Vèneto

Vepsän kel

Tiếng Vit

West-Vlams

Walon

Winaray



Хальмг

ייִדיש

Yorùbá





Bân-lâm-gú



IsiZulu

Hanova ny rohy
 







Voaova farany tamin'ny 11 Mey 2013 amin'ny 12:42 ity pejy ity

Azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa Creative Commons Attribution/Share-Alike ; Mety misy ny fepetra fanampiny mihatra. Jereo fepetram-pampiasana ho an'ny antsipirihany.
 


Fitsipika momba ny zavatra tsy sarababem-bahoaka

Mombamomba ny Wikipedia

Fampitandremana

Affichage mobile
 


Wikimedia Foundation
Powered by MediaWiki